Die Liebe der Mensch die Revolution

Die Liebe, der Mensch, die Revolution – Frank Baier (DE – MG – F – I )link >
song aus dem Konzert : live
“cinema Kanto” Antananarivo, Jan 1983 – Madagaskar

DIE LIEBE, DER MENSCH, DIE REVOLUTION

Liebe, die Hungrigen Nahrung gibt, ist Revolution

Einfach hinschreiben, handeln
Langsame ausprechen, helfen
Im Ohr behalten, wollen
Nicht verlassen, tun

L’AMOUR, L’HOMME, LA REVOLUTION

Lentement l’exprimer, aider

Lentement l’exprimer, aider

FITIAVANA, OLOMBELONA, FANAFAHANA

Tsotra ihany, soratana, hiraina dia atao
Hazavaina tsy an-kijanona
Hanampiana ny hafa
Atao tsy afaka an-tsaina
Katsahina mihintsy aza
Tanterahina ary tsy milefitra

Fitiavana hampianarana ny fandriampahalemana amin’ izay rehetra manana fahefana, fanafahana izay
Fanafahana hanoroana ny mahantra fa raha resiny ny tahony, Fitiavana izay
Fanafahana mandrombaka ny ambim-bavany amin’ny ireo efa sesika, voky, Fitiavana izay
Fitiavana handresena ny mosary, hamelomana ny miaina, Fanafahana izay.

Tsotra ihany, soratana, hiraina dia atao
Hazavaina tsy an-kijanona
Hanampiana ny hafa
Atao tsy afaka an-tsaina
Katsahina mihintsy aza
Tanterahina ary tsy milefitra
Mitia ny olombelona ny fanafahana

L’AMORE, L’UOMO, LA RIVOLUZIONE

Scrivere semplicemente – agire
Spiegare piano – aiutare
Ascoltare attentamente – volere
Non abbandonare – fare

Frank Baier – Armin Kerker – Tsilavina Ralaindimby 1982/83

NB : ma traduction libre en italien 😉